gGuitarama
R

Rehefa Any

Аккорды
Рекламаad-slot:header
Тон
0
Прокрутка
Шрифт
Вид аккордов
Вступление
Asus2: x02200
Bm: x24432
C#m: x46654
Dadd2/A:x04230 D: x5423x
E/A: x02100
E/D: xx0454 na E': 0xx454
[Intro]
(2x)
(2x)
[Verse 1]
Ny fiainana dia toy ny rehetra
Tsy maintsy misy fetra
Tsy_afaka hijanona ety ho mandrakizay
’Zay no lahatry ny Ray
[Verse 2]
Ka raha ho_avy ilay andro voatondro
Hialako ety an-tany
Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao
Dia izao no ambarako anao
[Chorus]
Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any
Tsy hanenina aho na dia kely aza
Tsy hisento koa, na hitomany
F’efa teo anilanao tety an-tany
Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana
’Zay natokany hiavianao
Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita
’Lay fitiavana tsy mety ho ritra
[Verse 3]
Ka raha ho_avy ilay andro voatondro
Hialako ety an-tany
Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao
Dia izao no ambarako anao
[Chorus]
Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any
Tsy hanenina aho na dia kely aza
Tsy hisento koa, na hitomany
F’efa teo anilanao tety an-tany
Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana
’Zay natokany hiavianao
Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita
’Lay fitiavana tsy mety ho ritra
Hanoy indray, ’reo ’zay tsy efa
’Lay fiarahana tsy hanam-petra

Видео

Rakotsary · 'Zay - Rehefa Any (Live at Strasbourg)